Sites web gratuits et Agence Web en ligne

Informations

Responsable :

(Président / Gérant / Autre)

Téléphone :

Fax :

Voir aussi : les autres sites web (Sarthe 72)

Dernières actus du site internet :

E. MANANA & DAMA MAHALEO 2014 au MANS

Le 2 juin avec le Père Jean-Claude à Mamers Eglise Notre-Dame

Le 2 juin avec le Père Jean-Claude à Mamers Eglise Notre-DameLe 2 juin avec le Père Jean-Claude à Mamers Eglise Notre-Dame

Vita soa aman-tsara ny natao tany Mamers. Komonio sy batemy ihany koa ny tamin'io andro io
Anjarantsika ny nanao ny hira fanatitra sy ny komonio.
Ny tena hanatra dia, tsara ny mba miaraka mamerina izay hira hatao na dia indray fotsiny aza.

14 isika no tany. Nangatsiaka ihany ka.
Samy nitondra ny fahaizany t@ sakafo : ravitoto, anana, pates, paella, gateau mananasy ....
Misaotra e!

Nanararaotra namerin-kira sy niresadresaka t@ père Jean-Claude.

Tapitra izany ny mission-ny aty. Dia @ 1 septambra ny lamesa farany.
Ka hikarakara an'izay indray mba hifandraika @ izay mba hantenainy.......

...

Lamesa miaraka amin'i Père Jean-Claude any Mamers ny 02-06-2013

Lamesa miaraka amin'i Père Jean-Claude any Mamers ny 02-06-2013

Manomboka amin'ny 11 ora
Ary tohizana amin'ny fiaraha-misakafo
(Samy mitondra ny anjarany)

Hisy fizatana fiara ihany koa
Fotoana : Anoloan'ny Carrefour Market Les Sablons
@ 9 ora sasany / 10 ora

---------ùùùùùùùùù--------- ...

FETIM-PIRENENA MALAGASY 2013

FETIM-PIRENENA MALAGASY 2013FETIM-PIRENENA MALAGASY 2013

Hisy Vavaka firaisampinoana ho an’ny Tanindrazana ny 22 Jiona hariva zao.

Hisy fiaraha-misakafo mangatsiaka.
Samy mitondra zava-pisotro ary mofo mamy na masira.

Misaotra anareo manaparitaka an’io hevitsika io dieny zao.

Dia mangataka an’ireo izay afaka hanampy hikarakara ...

Ary ny Fikambanana KOLO ?

Ary ny Fikambanana KOLO ?
Découvrez cette association sur la culture malgache

La danse des enfants

Le Défilé au Centre de l'etoile

Les photos sélectionnées

Mba ahafahana miantso ny Malagasy « rehetra » eto La Sarthe dia tsara rah...


Mba ahafahana miantso ny Malagasy « rehetra » eto La Sarthe dia tsara raha hananana ny mail ka dia :



* Manasa ny tsirairay izay mahalala Malagasy te hifandray. Afaka mamela mail na tel. @



* Manasa manokana ny étudiants Malagasy mba hanintona ireo zay mianatra any.



* Manasa an'ireo zay mahazo mail mba hanome valiny (na eny na tsia; na afaka na tsy afaka, …).





* Misaotra mialoha @ izay soso-kevitra mety hoentinareo. @ ...
A - B - C - D - E - F - G - H - I - J - K - L - M - N - O - P - Q - R - S - T - U - V - W - X - Y - Z